|
|
|
|

Teny iditra 1  kinaoka
Fototeny  2 kaoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 kaohina, alana, kikisana: Nokinaokan' ny riaka ny lalana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 raclé [1.3#309]
Tovy hevitra  9 voakaoka

Fivaditsoratra  kinaoka, 10 konaika, 11 koniaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22