|
|
|
|

Teny iditra 1  mihamahia
Fototeny  2 mahia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 maigrir [1.3, 1.66]
8 devenir maigre [1.3]
Ohatra  9  Rehefa mihombo ny aretina dia mihamahia ilay olona. [2.424#]
10  nihamahia tamin' izany sakafo i Lise (à ce régime Lise maigrit) [1.66#589]

Fivaditsoratra  11 mihamahay, mihamahia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20