|
|
|
|

Teny iditra1  mahalana (halana)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany [1.1#554]
4  Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1#554]
5  Tsy mateti-piseho [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  Far apart, not close. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3#208]
8  Rare [1.13]
Ohatra  9  Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. [2.529#]
Mpanahaka  10  Makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety11  Tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mahalana io

Fivaditsoratra  14  hamalana, mahalana, mañahala, manalaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14