Teny iditra |
halana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden. [1.2]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
halana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Hala (bibikely) [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A species of spider. Compare hala
[1.2]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|