|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mielanelana
Fototeny  2 elanelana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
9 Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mielanelàna
Fototeny  11 elanelana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mielanelana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mielanelana, mielanelàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13