Teny iditra |
sedra
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A trial Tried or tested [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | éprouvé [1.8]
|
| épreuve [1.13]
|
Ohatra | Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara.
[2.472]
|
Sampanteny |
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Sedra
|
Singan-teny | sedra |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Andriamanantena Georges, 1993 |
Fanonta printy | 1993.
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|