|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misedra
Fototeny  2 sedra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manandrana: Lasa nisedra ilay bisikilety vao novidiny izy
9 Mitsapa: Misedra ny olombelona amin' ny fakampanahy Andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to try, to test [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 éprouver, essayer [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  misedrà
Fototeny  13 sedra
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misedra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misedra, misedrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14