|
|
|
|

Teny iditra 1  sedraina
Fototeny  2 sedra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io?
9 Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be tried or tested [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on met à l'épreuve [1.8]

Fivaditsoratra  12 isedrana, sedraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20