Teny iditra |
voky
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko! Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao? Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Filled, satiated, satisfied [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rassasié, satisfait [1.3, 1.8]
|
| Qui en a assez Comblé de richesses [1.3]
|
Ohatra |
1 | mbola tsy nifamahana ka voky?
[2.131]
|
2 | Homàna fa izahay efa voky.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
voky |
Filaza mandidy : |
vokisa |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
feno ~
miatiaty ~
afa-po ~
afa-diana ~
boboka |
Ohabolana |
|