|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mahavoky
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to satisfy with food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rassasier; être suffisant pour rassasier [1.8]
Ohatra  9  Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499#38]
10  Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895#32]
11  Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508#416]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mahavoky
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  Mahavoky
Singan-teny  15 maha~, 16 voky
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  mahavoky, Mahavoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13