|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  vao
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Tsy mbola simba: Mofo vao vidina fa efa leon' ny mofo mialina andro aho
19 Niseho tsy ela izay: Fery vao
20 Tsy tranainy, tsy tonta: Nosoloana dabilio vao daholo ny dabilio tao am-piangonana. Ny mpamaritra matoanteny "Vao" dia manan-kevitra samy hafa araka ny matoanteny miaraka aminy, na milaza ny ankehitriny, na ny lasa, na ny ho avy: 1) Mbola eo...: Vao misakafo izahay. 2) Avy... tsy ela akory: Vao nisakafo izahay. 3) Efa akaiky ny: Vao hisakafo izahay
21 Raha vantany avy...: Vao nahare poa-basy izy dia nandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 new, novel [1.2#736]
Fanazavàna teny frantsay  23 Nouveau, récent, neuf, frais, tendre: Homam-bary vao izahay (Nous mangeons du riz nouveau) ~ Mbola vao ireo kiraro ireo (Ces souliers sont encore neufs) ~ Ividiano mofo vao aho (Achetez-moi du pain frais, tendre) [1.3]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 43 misy ny teny hoe vao

Teny iditra (2/4) 25  vao
Sokajin-teny  26  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  27 just, newly, before [1.2#736]
Fanazavàna teny frantsay  28 nouvellement, récemment, dernièrement, depuis peu, sur le point de: Vao tonga izy (Il est arrivé récemment, dernièrement, depuis peu) ~ Vao handeha izy (Il est sur le point de partir) [1.3]

Teny iditra (3/4) 29  vao
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31 [Taisaka] anaran-kazandrano [1.78]
Voambolana  32  Haibiby: trondro

Teny iditra (4/4) 33  vao
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 [Sakalava] (ici : « dès que » ; la floraison de cette plante marquait le départ des piroguiers Vezo pour la pêche en haute mer ou la dangereuse chasse au cachalot. Il fallait partir dès que la première fleur s'ouvrait, d'où le nom malgache). Crinum firmifolium Baker (Amaryllidaceae). Nom relevé d'après Tabibo d'Ambato-Boeny : d'après cet empirique, le bulbe toxique est surtout employé en emplâtre sur les abcès et furoncles ; il en assure la détersion et la cicatrisation. On l'emploie peu par la bouche car il est toxique (présence d'alcaloïdes confirmée). [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry 37  Fahasalamana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39 avo, 40 ova, vao, 41 voa, voa~

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/26