|
|
|
|

Teny iditra 1  vaozina
Fototeny  2 vao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (havaozina no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Novaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
9 Soloana vaovao: Vaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
10 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hovaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Tsipelina hafa  11 havaozina

Fivaditsoratra  vaozina, 12 vazoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22