Teny iditra tsitelotelo (telo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Three by three [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Trois à trois [1.3]
Ohatra 
1Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo. [1.357]
2Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/03