Teny iditra (1/6) | 1 tsipìka |
Fototeny | 2 pika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tontam-boalavo Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany 5 [1.78] [Sihanaka] fandri-borona mipika rehefa mahavoa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] arc ratière à ressort morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu |
Ohatra |
7 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38] 8 Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
10 Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana |
Teny iditra (2/6) | 11 tsipika |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.7] a straight line; a ruler |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] trait, ligne 16 [1.5] tiret 17 [1.13] barre |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Teny iditra (3/6) | 62 tsipika |
Sokajin-teny | 63 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
64 [1.1] Fifindrana mandingana na mitsambikina |
Fanazavàna teny frantsay |
65 [1.3, 1.5, 1.196] saut 66 [1.3, 1.5] éclat 67 [1.3, 1.196] sautillement 68 [1.3] éclaboussure |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/6) | 71 tsipika |
Sokajin-teny | 72 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
73 [1.1] Feno hipoka, tsepoka, jibika |
Fanazavàna teny frantsay |
74 [1.3] plein, comble |
Tovy hevitra | 75 jibika |
Teny iditra (5/6) | 76 tsipika |
Sokajin-teny | 77 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
78 [1.196] (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina]
|
Voambolana |
79 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (6/6) | 81 Tsipika |
Sokajin-teny | 82 anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana] |
Voambolana |
83 Mpanonta printy, gazety |
Boky momba Madagasikara |
|
Fivaditsoratra | 93 pakitsy, pitsika, tsipìka, Tsipika, tsipika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |