Teny iditra Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Singan-teny voambolana ; momba ; fanabeazana ; fanofanana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Zana-dohateny Vocabulaire de l'éducation et de la formation
Mpanoratra Akademiam-pirenena Malagasy, 2000
Fanonta printy 2000. Akademiam-pirenena Malagasy.
2000. Tsipika. Tsipika.
Fanoritsoritana Teny iditra telo amby roapolo amby zato sy roa arivo no atolotra amin'ny teny malagasy ary arahina fanazavana, ary iraika amby valopolo sy sivinjato sy arivo ny teny iditra amin'ny teny frantsay
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04