Teny iditra Presque-Songes – Sari-Nofy
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rabearivelo Jean-Joseph
Fanonta printy 2006. Sepia. Ambainy: 10,5cm. Haavony: 18cm. Takila: 128.
2006. Tsipika. Ambainy: 10,5cm. Haavony: 18cm. Takila: 128.
Copyright Éditions Sépia, 2006
Sombiny 
takila 86
Angano, angano, arira, arira...
tsy tambo ny angano izay mahazohy
ny toera-nitsirian'ny vahy mandeha
ka tonga mandadina ny hazo rehetra :
tsy tambo ny arira izay manodidina
ny tena nahafoizan'ity voron-tsy àry
izay mirefarefa di miainga indray;
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02