Teny iditra (1/4) | 1 -tsiny |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe siny |
Teny iditra (2/4) | 3 tsiny |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony 6 ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io 7 kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 blame, fault, reproach [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 blâme, censure [1.3, 1.8] 10 culpabilité, défaut [1.3] 11 faute [1.8] |
Voambolana |
12 Filôzôfia |
Tovy hevitra | 13 adidy, soketa, fondro |
Mpanahaka | 14 teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondro, heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
25 An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast) 26 Le Tsiny et le Tody dans la Pensée Malgache (Andriamanjato Richard) 27 Ny tsiny, ny tody : ny fisainana malagasy (Rakotovoarisoa Bernard-Marie) |
Teny iditra (3/4) | 28 tsiny |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 action de reforger et do retremper les outils émoussés [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 33 tsiny |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
35 Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur (Andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216. [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
36 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 37 intsy, tsini, -tsiny, tsiny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |