|
|
|
|

Teny iditra1  voina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loza mihatra, antambo mby an-koditra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] calamity, aflliction
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#848] malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction
6  [1.8] calamité, désastre
Ohatra  7  Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [2.472]
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny voina io

Fivaditsoratra  22 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21