Teny iditra | kizaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Reproach, mockery [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Reproche, raillerie [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Moquerie, mépris. critique [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra | Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny.
[2.643] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |