|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindrona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
25 Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 the act of pricking
27 a hypodermic injection [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 action de piquer
29 piqûre de médicament [1.8] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tsindrona |
| Fivaditsoratra | 31 tsindrano, Tsindrano, tsindrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|