|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsindrona
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsindronina; mitsabo tena amin' ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny hateloana ity marary ity [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mitsindròna
Fototeny  10 tsindrona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mitsindròna, mitsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15