|
|
|
|

Teny iditra 1  atsindrona
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manindrona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 Used of that employed to pierce or goad with [1.2#704]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ce avec quoi on pique, on perce [1.3#776]
Ohatra  11  atsindrona ny marary ny fanafody. [2.117#]
12  Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#]

Fivaditsoratra  atsindrona, 13 tsindroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19