|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manindrona
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra
9 Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to prick, to goad; to give a hypodermic injection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 piquer; donner un médicament par piqûre [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  manindròna
Fototeny  13 tsindrona
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manindrona, manindròna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15