|
|
|
|

Teny iditra 1  tolona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 [toloña] [Antambahoaka+Bezanozano] ady (lalao) [1.78]
20 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona
21 Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 lutte [1.13]
Ohatra  23  Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472#195]
Voambolana  24  Kilalao
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  70  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tolona
Ohabolana  71  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  72 ntaolo, tolona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21