Teny iditra tanisa (isa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana amim-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A game of jacks involving counting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jeu d'enfants qui consiste à compter tout en jonglant des cailloux; jonglerie [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31