|
|
|
|

Teny iditra 1  mitolona
Fototeny  2 tolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
9 Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
10 Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1]
11 [Antambahoaka] manao tolona [1.78]
Ohatra  12  mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472#194]
Tovy hevitra  13 mifampitolona
Mpanahaka  14  mamia, 15  mamihina, 16  mangeja, 17  mangia, 18  Mibeda
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mitolona
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mitolona, 21 tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22