Teny iditra | mibeda (beda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To seize, to grasp firmly, to grip. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Saisir à bras le corps [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mambeda ~ manabeda | ||||||||
Teny iditra | mibedà (beda) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibeda | ||||||||
Fivaditsoratra | mibeda, mideba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |