|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mambeda
Fototeny  2 beda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to seize, to grasp firmly, to grip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 saisir à bras le corps [1.3]
Tsipelina hafa  11 manabeda
Tovy hevitra  12 mibeda

Teny iditra (2/2) 13  mambedà
Fototeny  14 beda
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambeda [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mambeda, mambedà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14