|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tanana
Fototeny  2 tana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
9 Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
10 Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
11 Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how tanana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 16  tanana
Sokajin-teny  17  anarana
Haiendriteny 
18  Tsotra :
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  20 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
21 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
22 Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 the hand
24 the forelegs of quadrupeds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 la main, les mains [1.3, 1.8]
26 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
27 les manches des habits, etc. [1.3]
28 main, manche, rayon [1.5]
29 [tañana] [Sakalava-Mayotte] main [1.405]
Ohatra  30  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
31  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
32  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Voambolana  33  Haiaina 34  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Manontolo 
Ampahany 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 133 misy ny teny how tanana
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  56 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Sary 
57  58 

Teny iditra (3/3) 59  tanana
Sokajin-teny  60  anarana
Haiendriteny 
61  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  62 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  63 a town, a city (written with the accent) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  64 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
65 [Sakalava-Mayotte] ville, village [1.405]
Ohatra  66  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
67  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Voambolana  68  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  69  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny how tanana
Ohabolana  70  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  71 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Sary 
72  73 

Fivaditsoratra  74 Natana, tanàna, tanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13