|
|
|
|

Teny iditra1  ranomaso afefy heloka
Singan-teny  2  ranomaso, afefy, heloka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony
Tovy hevitra  5  ranomaso manentsin-keloka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10