Teny iditra | afefy (fefy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamefy: Bakakely no nafefiny ny tanimboliny [1.1] | ||||||||
Ohatra | Afefy valam-parihy ny zozoro mba tsy hidiran' ny vorona eny an-tanimbary.
[2.445] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afefy io | ||||||||
Fivaditsoratra | afefy, fiefa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |