Teny iditra | ranomaso manentsin-keloka | |
Singan-teny | ranomaso ; manentsina ; heloka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny olona miseho amin' ny hafa ho malahelo sy tsy diso ka mitomany hanafina ny ratsy natao [1.1] | |
Tovy hevitra | ranomaso afefy heloka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |