Teny iditra |
ranofotsiny
|
Singan-teny | rano ; fotsiny |
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Only, just, exclusively [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Seulement, uniquement [1.8]
|
Ohatra |
1 | fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny!
[2.471]
|
2 | Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo.
[2.472]
|
|
Kamban-teny |
|
|