Teny iditra | rakibolana | ||||
Singan-teny | rakitra ; volana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...] [tohiny 1.66] | ||||
Ohatra |
| ||||
Lohateny | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |