|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivoha |
| Fototeny | 2 voha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio
9 Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina 10 Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be open, to open
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 s'ouvrir, être ouvert
[1.8] |
| Ohatra |
13 Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy.
[2.472#230]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mivoha |
| Teny iditra (2/2) | 15 mivohà |
| Fototeny | 16 voha |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivoha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mivohà, mivoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|