|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivandravandra
Fototeny  2 vandravandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy
9 Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 avoir le regard menaçant [1.8]
Ohatra  12  nivandravandra ahy izy mianaka. [2.471#70]
13  Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472#190]

Teny iditra (2/2) 14  mivandravandrà
Fototeny  15 vandravandra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivandravandra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mivandravandrà, mivandravandra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15