|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitanontanona
Fototeny  2 tanontanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitovy amin' ny mananontanona: Mitanontanon-dava eo akaikiko io adala io [1.1]
Ohatra  9  misy zavatra mitanontanona eto amin' ny tanindrazantsika. [2.472#196]

Teny iditra (2/2) 10  mitanontanòna
Fototeny  11 tanontanona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanontanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miontanontana, mitanontanona, mitanontanòna, 14 mitonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07