|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misolontsolona
Fototeny  2 solontsolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolontsolana irery tery aloha [1.1]
Tovy hevitra  9 misolantsolana

Teny iditra (2/2) 10  misolontsolòna
Fototeny  11 solontsolona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolontsolona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misolontsolona, misolontsolòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14