|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misolantsolana
Fototeny  2 solantsolana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe
9 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  misolantsolàna
Fototeny  11 solantsolana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolantsolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misolantsolana, misolantsolàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06