|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misintona
Fototeny  2 sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana
9 Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano
10 Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
Ohatra  11  Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany. [2.472#233]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  misintòna
Fototeny  14 sintona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misintona, misintòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15