|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  misalasala
Fototeny  2 salasala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
9 Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be in doubt, to hesitate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être dans le doute, hésiter [1.8]
Ohatra  12  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499#21]
Voambolana  13  Filôzôfia
Mpanahaka  14  haingihaingy, 15  hangihangy, 16  mamokehana, 17  mangezaheza, 18  miahanahana, 19  miahotrahotra, 20  miahotrahotra, 21  miakoriasa, 22  miambakavaka, 23  miambatrambatra, 24  mihabahaba, 25  mihambahamba, 26  mihambahamba, 27  mihazohazo, 28  mihelohelo, 29  miherohero, 30  miherohero, 31  miroahana, 32  miroahana, 33  miroa hevitra, 34  miroanahana, 35  miroa saina, 36  sadaika, 37  sakodiavatra, 38  sanganehana, 39  somaingisaingy, 40  tsy tapa-kevitra, 41  vaka, 42  varakahaka, 43  very fanahy

Teny iditra (2/3) 44  misalasala
Sokajin-teny  45  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  46 [Antesaka] maniry soa [1.78]

Teny iditra (3/3) 47  misalasalà
Fototeny  48 salasala
Sokajin-teny  49  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalasala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misalasala, misalasalà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15