Teny iditra | sadaika | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tsipelina hafa | sadaikatra | |||
Fivaditsoratra | asadika, sadaika, sadiaka, saka dia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |