|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirintona
Fototeny  2 rintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany [1.1]
Ohatra  9  Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay. [2.472#64]

Teny iditra (2/2) 10  mirintòna
Fototeny  11 rintona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirintòna, mirintona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14