|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  milanona
Fototeny  2 lanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [milañona] [Antambahoaka] mifaly [1.78]
9 Miangona, mivory: Milanona atsy amin' ny kianja atsy ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to gather together in numbers for singing and dancing; to indulge in public diversions; to sing a song, to chant [1.2]

Teny iditra (2/3) 11  milañona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bara] miteny (raha olondehibe) [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  milanòna
Fototeny  15 lanona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mañaliño, 18 mañolañy, milanòna, milañona, milanona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13