|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  lanòna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mitovy amin'ny lalòna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 comme lalòna [1.3#386]

Teny iditra (2/3) 5  lanona
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 assemblage, rassemblement, réunion [1.3#386]
Ohatra  17  Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643#]
18  Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528#]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how lanona

Teny iditra (3/3) 20  lanona
Sokajin-teny  21  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  23 [Bara] lanonana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  24 [Provincial] a song, a chant [1.2]

Fivaditsoratra  lanona, lanòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15