|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady
9 Miforitra: Mihorona ny tsihy
10 Miketrona sy mifandrirotra: Mihorona ny hodi-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be in a roll, to be rolled up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être enroulé, qu'on roule [1.8]
Ohatra  13  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472#46]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mihorona

Teny iditra (2/2) 15  mihoròna
Fototeny  16 horona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihorona, mihoròna, 18 mirohòna, mirohona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13