|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihavana
Fototeny  2 havana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao
9 Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]
11 to be friends [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être parents [1.54]
13 avoir de bonnes relations [1.8]
Ohatra  14  Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [2.472#33]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihavana

Teny iditra (2/2) 16  mihavàna
Fototeny  17 havana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihavana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 mahavany, 20 mahavina, 21 mahivana, 22 manaviha, 23 manivaha, mihavana, mihavàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13