|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mibadabada
Fototeny  2 badabada
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka] mipentsompentsona, mivatsavatsa [1.78]
9 Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona
10 Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Parler avec incohérence, confusément [1.3]

Teny iditra (2/2) 13  mibadabadà
Fototeny  14 badabada
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mibadabada, mibadabadà, 16 midabadabà, midabadaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15