Teny iditra badabada (bada)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanombohana miteny voalohany
Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Incohérence, embrouillamini [1.3]
Ohatra Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20