|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miadonadona
Fototeny  2 adonadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho miavonavona amin' ny fandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be haughty, to be contemptuous. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Etre dédaigneux [1.3]
Mpanahaka  11  miandranandrana, 12  mianjonanjona, 13  migadogadona, 14  mingadongadona

Teny iditra (2/2) 15  miadonadona
Fototeny  16 adonadona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadonadona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  miadonadona, miadonadòna, 18 midaondaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07